Entry (1/2) | 1 varotra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanakalozan-javatra amin' ny vola, hitadiavantombony: Lasa nanao varotra any an-tsiraka izy Entana amidy: Aza hitsahinao ity varotr' olona. |
Explanations in English |
4 [1.7] selling, trade, commerce |
Explanations in French |
5 [1.3, 1.8, 1.13] vente, commerce 6 [1.3] négoce, trafic, marchandise |
Examples |
7 Dia niresaka momba ny varotra sy ny vidin-javatra izy mivady. [2.470] 8 Ny fanambadiam-varotra|barotra|baro-varotra|barotra|baro, ny varotra|barotra|baro misy rahateo. [2.48] |
Vocabulary |
9 Economy: (in general) |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 74 Proverbs containing the word varotra |
Article |
75 Randzavola: varotra ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 76 varotra |
Part of speech | 77 noun |
Explanations in French |
78 [1.196] (déformation de voarotra). Eugenia jambolana Lam. (Myrtaceae). Parfois aussi Eugenia jambosa L. ; les deux espèces sont introduites, mais se sont largement naturalisées. Arbres à fruits comestibles. [Betsimisaraka]
|
Vocabulary |
79 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 81 |
Updated on 2025/01/21 |