|
|
|
|

Entry1  manongom-barotra
Elementary words  2  manongona, varotra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] mahita olon-kafa mitady hividy ilay zavatra efa nokasaina hovidina ka manondrotra indray ny vidiny efa nomena

Updated on 2024/12/07