|
|
|
|

Entry1  tombom-barotra
Elementary words  2  tombo, varotra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Vola tadiavina ho azo ambonin' ny masonkarena rehefa mivarojavatra
5  [1.13][tombombarotra] ny vidy ivarotana analana ny vidy ividianana
Explanations in English  6  [1.7] profit
Explanations in French  7  [1.8] bénéfice
8  [1.13][tombombarotra] bénéfice brut ou bénéfice d'exploitation
Examples  9  Na dia tsy azo enjehina aza ny fisitahan' ny Fanjakana amin' ny orinasam-panjakana amin' ny maha fisahanan-draharaha azy, dia tokony harotsaka ao amin' ny Fitahirizam-bolam-panjakana ny tombombarotra amin' izany, ary tokony hahazoan' ny vahoaka tsy an-kanavaka tombontsoa. [4.27#]
Vocabulary  10  Economy: finances, management
Compound words 

Updated on 2024/12/07