Entry | 1 varo-maty |
Elementary words | 2 varotra, maty |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] varotra entana tsy azo averina intsony na manao ahoana na manao ahoana hevitra an' ohatra: fahafatesana |
Explanations in French |
5 [1.3] vente définitive |
Examples |
6 izao vao tena tsaroany fa varomaty aminy ny fony. [2.895#] |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word varo-maty |
Anagrams | 8 |
Updated on 2025/01/21 |