|
|
|
|

Entry1  fivarotana
Root  2  varotra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanakalozana vola ny zavatra, fandrantoana, firantoana: Ilana fahaizana ny fivarotana fa tsy ataotaofoana akory
Toerana anaovana varotra: Itsy andrefana itsy ny fivarotan' i dadatoa
Explanations in English  5  [1.7] the act of selling; a shop
Explanations in French  6  [1.8] action de vendre, commerce; magasin de vente
Vocabulary  7  Economy: trade
Morphology 
8  Simple :
9  Prefixed :
Compound words 

Anagrams  12  fivarotana, voatrifana

Updated on 2023/08/11