Entry |
ady varotra
|
Elementary words | ady ;
varotra |
Part of speech | locution
|
Explanations in Malagasy | Fifamaliana ataon' ny mpivarotra sy ny mpividy momba ny vidin' entana ka ny mpividy mangataka mba hahenan' ny mpivarotra io vidiny io, ny mpivarotra kosa tsy mety mampihena avy hatrany; fifamalian' ny mpividy sy ny mpivarotra momba ny vidin-javatra; teny ifampiraharahana: "Izaho, hoy Andrianampoinimerina, tsy manana ady varotra aminareo"; [1.1]
|
Explanations in English | Disputation as to price, bargaining, stipulating the price. [1.2]
|
Explanations in French | Marchandage [1.3, 1.5]
|
| Débat du prix [1.3]
|
Examples |
1 | Fa izaho tsy manana ady varotra aminy, fa soa ifamaliana ny anay sy ny azy.
[2.298]
|
2 | Ady varotra lava be, fotoana ifanomeana miverimberina ary amin' ny toerana samy hafa, vao azo ny tapa-damba anankiray.
[2.472]
|
3 | tsy mahay ady varotra akory hianao (tu ne sais pas marchander)
[1.3]
|
|
Other spellings |
|