|
|
|
|

Entry1  manaramody
Elementary words  2  manaraka, mody
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanafody manaraka ilay asiany ary mamono azy amin' ny farany
Examples  5  ny haroka àty, ny tendry hatoka, ny tsongo dia raodia, ny manaramody, ny fehy tratra, ny vorika, ny voankanina, ny tadilava, ny vahimaika, ny mampandry, ny lahianio, ny ody fitia. [2.508#]
Vocabulary  6  Health

Updated on 2023/05/17