Entry (1/2) | 1 manaraka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manjohy: Mitomany hanaraka an-dreniny Ikotokely Manao araka ny..,, mitandrina, manatanteraka: Manaraka ny didin' Andriamanitra Mandeha amin' ny lavan' ny, sisin' ny, moron' ny: Mandehana manaraka ny valamparia Tsy manohitra fa manao araka ny...: Manaraka ny fitongilanan-dratsy Momba ny..., miandany amin' ny,..: Manaraka ny fampianaran' i Bouddha Avy aoriana, mandimby: Manaraka ny lohataona ny fahavaratra Vokatry ny: Manaraka ny heloka ny sazy Manao tahaka, maka tahaka: Tsarovy fa hanaraka ny hataonao ny zanakao Miady mba hahazo, mitaky amin' ny alalan' ny fitsarana: Tsy misy mahadiso ahy raha manaraka ny anjara lovako aho. |
Explanations in English |
4 [1.2] to follow, to pursue; to obey, to agree to, to prosecute. 5 [1.7] to follow; to obey; to prosecute |
Explanations in French |
6 [1.8] suivre; obéir; poursuivre |
Examples |
7 [2.470] Miolakolaka manaraka ny fefiloha natao ho azy kosa Ikopa. 8 [2.4] Ny alahady manaraka io anefa, vao mainka nihakaondrana indray aho, raha ny kaondrana no resahina. |
Root | 9 araka |
Morphology |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 49 Proverbs containing the word manaraka |
Entry (2/2) | 50 manaraka |
Part of speech | 51 active verb |
Explanations in Malagasy |
52 [1.78] [Sihanaka]
mitaratra tantely |
Anagrams | 53 akaraman, anakaram, makarana, manakara, Manakara, manaraka, nakarama |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |