|
|
|
|

Entry (1/2)1  manaraka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manjohy: Mitomany hanaraka an-dreniny Ikotokely
Manao araka ny..,, mitandrina, manatanteraka: Manaraka ny didin' Andriamanitra
Mandeha amin' ny lavan' ny, sisin' ny, moron' ny: Mandehana manaraka ny valamparia
Tsy manohitra fa manao araka ny...: Manaraka ny fitongilanan-dratsy
Momba ny..., miandany amin' ny,..: Manaraka ny fampianaran' i Bouddha
Avy aoriana, mandimby: Manaraka ny lohataona ny fahavaratra
Vokatry ny: Manaraka ny heloka ny sazy
Manao tahaka, maka tahaka: Tsarovy fa hanaraka ny hataonao ny zanakao
Miady mba hahazo, mitaky amin' ny alalan' ny fitsarana: Tsy misy mahadiso ahy raha manaraka ny anjara lovako aho.
Explanations in English  4  [1.2] to follow, to pursue; to obey, to agree to, to prosecute.
5  [1.7] to follow; to obey; to prosecute
Explanations in French  6  [1.8] suivre; obéir; poursuivre
Examples  7  [2.470] Miolakolaka manaraka ny fefiloha natao ho azy kosa Ikopa.
8  [2.4] Ny alahady manaraka io anefa, vao mainka nihakaondrana indray aho, raha ny kaondrana no resahina.
Root  9  araka
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  49  Proverbs containing the word manaraka

Entry (2/2)50  manaraka
Part of speech  51  active verb
Explanations in Malagasy  52  [1.78] [Sihanaka] mitaratra tantely

Anagrams  53  akaraman, anakaram, makarana, manakara, Manakara, manaraka, nakarama

Updated on 2025/04/13