|
|
|
|

Entry1  malai-mody
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] nanondroan' ny ntaolo ny olona tsy marisika hody (fa misy mahafinaritra azy any ivelany, na anti-bady izy araka ilay ohabolana hoe "anti-bady angaha no malai-mody"?)
Explanations in French  4  [1.3] qui ne se soucie pas de revenir chez lui, de rentrer dans son pays
Elementary words  5  malaina, mody
Proverbs  6  Proverbs containing the word malai-mody

Updated on 2024/12/07