Entry | 1 olo-masina |
Elementary words | 2 olona, masina |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 olona efamaty nanana fitondran-tena namirapiratra tamin' ny fahamarinana, fahadiovana ary fitiava-namana, ka natsangan' ny Eglizy ho fakan-tahaky ny kristianina katolika eran-tany [1.1] |
Examples |
5 Ny fanafody, nambara ny Ranakandriana taloha, sy ny olomasina tsindriany Ranakandriana no milaza izany amy ny ntaolo taloha: [2.48] 6 Fa loa-bolana izy, toa an' ilay Augustin' sady olomasina namirapiratra no ngezalahy indrindra angamba amin' ny mpandinika hoe: "Nataonao ho anao izahay, ry Tompo. [2.296#] |
Titles | 7 Ny tantaran' ny Olomasina (Bethaz Giustino) |
Anagrams | 8 alomanosy, amolosany, ilomanosa, olo-masina |
Updated on 2023/08/12 |