|
|
|
|

Entry1  olo-masina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] olona efamaty nanana fitondran-tena namirapiratra tamin' ny fahamarinana, fahadiovana ary fitiava-namana, ka natsangan' ny Eglizy ho fakan-tahaky ny kristianina katolika eran-tany
Examples  4  [2.48] Ny fanafody, nambara ny Ranakandriana taloha, sy ny olomasina tsindriany Ranakandriana no milaza izany amy ny ntaolo taloha:
5  [2.296#] Fa loa-bolana izy, toa an' ilay Augustin' sady olomasina namirapiratra no ngezalahy indrindra angamba amin' ny mpandinika hoe: "Nataonao ho anao izahay, ry Tompo.
Elementary words  6  olona, masina
Titles  7  Ny tantaran' ny Olomasina (Bethaz Giustino)

Anagrams  8  alomanosy, amolosany, ilomanosa, olo-masina

Updated on 2025/01/21