Entry | 1 tsanganolona |
Elementary words | 2 tsangana, olona |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Economy: finances, management |
Explanations in Malagasy |
5 Anaram-bola farantsa volafotsy izay misy sarin' olona telo mitsangana [1.1] |
Explanations in French |
6 "Où les personnages se tiennent debout" : les pièces de cinq francs de la République française portant sur un côté des images allégoriques de personnes se tenant debout. [2.415#6630] |
Examples |
7 Rehefa izay, dia nakisany teo amin' ny teo amin' ny latabatra teo an-joro firarazana ny seza nipetrahany, nangataka fitaratra izy, natsilaniny teo ambonin' io latabatra io, ary naka vola volafotsy tsanganolona avy any am-paosiny any, najorony kinarinarina teo ambonin' ilay fitaratra. [2.472] |
Updated on 2023/01/01 |