|
|
|
|

Entry1  tsanganolona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Anaram-bola farantsa volafotsy izay misy sarin' olona telo mitsangana
Explanations in French  4  [2.415#6630] "Où les personnages se tiennent debout" : les pièces de cinq francs de la République française portant sur un côté des images allégoriques de personnes se tenant debout.
Examples  5  [2.472] Rehefa izay, dia nakisany teo amin' ny teo amin' ny latabatra teo an-joro firarazana ny seza nipetrahany, nangataka fitaratra izy, natsilaniny teo ambonin' io latabatra io, ary naka vola volafotsy tsanganolona avy any am-paosiny any, najorony kinarinarina teo ambonin' ilay fitaratra.
Vocabulary  6  Economy: finances, management
Elementary words  7  tsangana, olona

Updated on 2024/12/07