Entry | 1 mahay olona |
Elementary words | 2 mahay, olona |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ilazana olona mora mihavana sy mifankahazo amin' ny hafa; mahay mifandray amin' olona, tsy miavonavona |
Explanations in English |
5 [1.7] good at dealing with people |
Explanations in French |
6 [1.3] qui sait traiter avec les gens, qui sait s'y prendre, populaire 7 [1.8] qui sait s'y prendre avec les gens |
Anagrams | 8 |
Updated on 2025/01/21 |