|
|
|
|

Entry1  mahay olona
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ilazana olona mora mihavana sy mifankahazo amin' ny hafa; mahay mifandray amin' olona, tsy miavonavona
Explanations in English  4  [1.7] good at dealing with people
Explanations in French  5  [1.3] qui sait traiter avec les gens, qui sait s'y prendre, populaire
6  [1.8] qui sait s'y prendre avec les gens
Elementary words  7  mahay, olona

Anagrams  8  himaloanao, holamainao, ilamohanao, mahay olona

Updated on 2025/01/21