Entry | 1 fokonolona |
Elementary words | 2 foko, olona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Firaisam-pileovana sy fitondran' ny mponina amin' ny tanàna iray na amin' ny vohitra madinika mifanakaiky ka manan-jo eo anatrehan' ny fanjakana izany fileovana izany. (Nisy taloha olona vitsivitsy nikarakara ny fokonolona natao hoe loholona na ray aman-dreny ny fitambarany, ary iray kosa nofidina ho mpitondra, izay nomena ny anarana hoe mpiadidy na lehiben' ny tanàna na ben' ny tanàna) [1.1] |
Explanations in English |
5 (fokon-olona) Same as fokom-pirenena, but also applied to people of the same district. [1.2] 6 the community group; its organization [1.7] |
Explanations in French |
7 le groupe communal, son organisation [1.8] |
Compound words |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word fokonolona |
Updated on 2023/08/17 |