|
|
|
|

Entry1  dinam-pokonolona
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] lalàna amam-pitsipika nifaneken' ny fokonolona fa harahina. (Natao am-bava fotsiny taloha fa nampiarahina tamin' ny fianianana na velirano ny dinam-pokonolona; taty aoriana vao natao an-tsoratra ireo lalàna ireo ka nomena anarana hoe fanekem-pokonolona izy tamin' izay
Elementary words  4  dina, fokonolona

Updated on 2024/12/07