|
|
|
|

Entry1  mahay mandray olona
Elementary words  2  mahay, mandray, olona
Part of speech  3  locution
Examples  4  Nihevitra azy ho toy ny naterany ilay mpampiasa azy, ary noho ny toetrany mahay mandray olona, dia maro tamin' ireo mpividy sy mpivarotra aminy no nanjary tena sakaizany nifankahazo am-po. [2.5]

Updated on 2023/06/18