Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mikasika amin' ny tanana: Nandray baolina ilay mpilalao ka notsofin' ny mpitsara ny kiririoka
Mananty: Mandray fanomezana
Mitsena sy mampiantrano: Teo an-kianjy no nandray ny filohan' ny Nosy ny vahoaka
Mitokana: Nandray ny mpitandrina tamim-pomba lehibe ny fiangonana
Manaiky ho isan' ny...: Nandray azy ho mpikambana ao aminy ny Akademia
Mahazo: Nandray soa be taminy ianao ka mahaiza mankasitraka ~ Vao avy nandray vola izy
Miraikitra: Tsy mandray tsara itý loko itý izany
|