|
|
|
|

Entry1  tsy mandray ravin' avaratra
Elementary words  2  tsy, mandray, ravin' avaratra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny olona mpanankarena tsy mety hitakosina amin' ny raharaha ambanimbany
Synonyms  5  tsy mandray ravin-deno

Updated on 2024/12/10