|
|
|
|

Entry (1/2)1  rainiolona
Elementary words  2  ray, olona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Anarana nomena ny miaramila mpitifitra amin' ny tafondro taloha
Explanations in English  5  [1.2] artillerymen
Explanations in French  6  [1.3] les artilleurs
Examples  7  Nony vita izay, voatendry hoamin' ny antokon' ny rainiolona izy, ka amin' ny sokajin' ny tafondro marovava. [2.472]
Vocabulary  8  Military

Entry (2/2)9  rainiolona
Elementary words  10  ray, olona
Part of speech  11  noun
Explanations in English  12  [1.2] The elders of a tribe or town, the chief tribe
Explanations in French  13  [1.3][rain' ny olona] les plus anciens de la ville, de la caste; la caste la plus ancienne
Examples  14  Andriamparaua dia ao Soavinarivo ny itoera' ny sy ilevena' ny, io no renivohitra amy ny Tantsalia, sy ao koa no rainiolona amy ny vahoaka; [2.48]

Anagrams  15  nioloranay, rainiolona

Updated on 2023/11/27