Entry | 1 manokom-bary olona |
Elementary words | 2 manokom-bary, olona |
Part of speech | 3 locution |
Vocabulary |
4 Time |
Explanations in Malagasy |
5 eo antin' ny 11 ora antoandro; enti-milaza ny fotoana izay saiky ikarakaran' ny olona rehetra ny sakafo andrahoina ka ametrahany azy eo ambony toko (eo amin' ny enina na fito hariva eo; hita amin' itỳ fombam-pitenenana itỳ fa ny hariva indrindra ny Ntaolo no nanao sakafo lehibe) [1.1] |
Updated on 2023/11/20 |