Entry | 1 olo-marina |
Elementary words | 2 olona, marina |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 olona tsara toetra, indrindra eo amin' ny fanaovana ny marina sy ny hitsiny [1.1] |
Examples |
5 Voahirana, hoy i Dolfa, mifona aminao aho, hay olomarina i Fandrava, ary rainao izy [2.895] |
Proverbs | 6 Proverbs containing the word olo-marina |
Updated on 2023/05/15 |