Entry (1/4) | 1 marina |
Root | 2 arina |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ilazana toerana mitovy tantana, tsy misy avo sy iva, tsy mikitoantoana: Lavoan-tany marina lahy ianao Ilazana toe-javatra mifanaraka amin' ny tena izy, tsy diso: Marina fa roa ampiana roa efatra Ilazana toetran' olona tsy mamitaka, tsy mandainga, manaraka ny rariny sy ny hitsiny: Mpampiasa marina Rabe fa omeny karama mifanentana amin' ny asa ataony avy ny mpiasa ao aminy |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] level; true; just, right |
Explanations in French |
6 [1.3#434, 1.8] de niveau; juste, vrai 7 [1.3#434] d'aplomb, droit 8 [1.196] aplani, mis de niveau |
Examples |
9 Tsy hita ihany izy ity izay marina [2.4] 10 marina fa tsy mpiray tarika amin' izy telo lahy ireo [2.470] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Titles |
Proverbs | 44 Proverbs containing the word marina |
Entry (2/4) | 45 marìna |
Root | 46 arina |
Part of speech | 47 imperative of adjective marina [Full list] |
Other spellings | 48 marena |
Entry (3/4) | 49 mariña |
Part of speech | 50 adjective |
Explanations in Malagasy |
51 [1.78] [Tanala]
hendry, mipetraka tsara |
Entry (4/4) | 52 marina |
Part of speech | 53 noun |
Explanations in French |
54 [1.196] Acalypha spachiana Baill. (Euphorbiaceae). Arbuste dont le sommet est souvent plat, comme s'il avait été taillé. [Merina]
55 [Betsileo] |
Vocabulary |
56 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 58 amiran, anarim, aniram, aranim, mañary, manary, manira, manirà, marìna, mariña, marina, miaran, mirana, namari, namira, naraim, nariam, niaram, rianam |
Updated on 2025/02/08 |
![]() |