|
|
|
|

Entry1  hamarinina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Atao izay hahamarina azy: Hamarinina aloha ny tany vao manorina trano
Fotopotorana ny fahamarinany: Hamarino kely ny famerim-bola nomeko anao
Explanations in French  4  [1.3, 1.107] qu'on prouve
5  [1.3, 1.5] qu'on vérifie
6  [1.3] qu'on met d'aplomb, de niveau, qu'on redresse, qu'on corrige, qu'on justifie
Examples  7  [1.3] Tsy azonareo hamarinina izay lazainareo (Vous ne pouvez pas prouver ce que vous dites)
8  [1.3] hamarinin’ Andriamanitra izay manompo Azy (Dieu justifie ceux qui le servent)
Root  9  marina
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Anagrams  14  hamarinany, hamarinina, hamiranany, namihirana, nihamarina

Updated on 2025/01/21