Entry (1/2) | 1 hamarina |
Root | 2 hamatra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Fehezina amin'ny hamatra na harato [1.1] |
Explanations in French |
5 Qu’on bande avec des éclisses [1.3#210] |
Morphology |
|
Other spellings | 10 hamarana |
Entry (2/2) | 11 hamarina |
Root | 12 marina |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 Toetran' ny zavatra marina, mitovy tantana, na tsy diso: Tsy ampy ny hamarin' ny tany eto mba hanaovana trano. / Tsy mino ny hamarin' ny zavatra lazaiko ve ianao? [1.1] |
Anagrams | 15 aniraham, hamairan, hamarany, hamarina, hamirana, hanairam, hanariam, hianaram, hiaranam, iharanam, maharina, manahira, maniraha, miharana, miharàna, mirahana, nahariam, niaraham, Ramanahy |
Updated on 2023/02/14 |