|
|
|
|

Entry1  marin-drano
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ny fitovizan-tantana tsy misy avo sy iva amin' ny vohon' ny rano monina
anambarana fa tena marina
Explanations in English  4  [1.7] level like water
Explanations in French  5  [1.8] de niveau comme l'eau
Examples  6  [2.424#] Vato mizana azo ahetsika (eo amin'ny 1 kilao eo) marina ny lanja raha mijanona marindrano tsara ny hazo
7  [4.27#] Ny antoky ny loharanom-bola ilain' ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana hampandehanan-draharaha sy hanatontosany ny lahasam-pamokarana dia mametraka olana marindrano.
Elementary words  8  marina, rano
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word marin-drano

Anagrams  17  marin-drano, Ranomandry, ranomandry

Updated on 2025/04/14