Entry | fahamarinana (marina) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Ny rariny, ny hitsiny, ny marina: Manaova ny fahamarinana mandrakariva Toetran' ny olona antsoina hoe marina, izany hoe: -- tsy mandainga, tsy mamitaka: Nitsotra tamim-pahamarinana izy fa naka ilay omby -- tsy manambaka fa manao ny rariny, ny hitsiny: Olona mahalala ny fahamarinana ny mpampiasa anay [1.1] | |
Explanations in English | The truth; justice; a state of righteousness; righteous conduct [1.7] | |
Explanations in French | Vérité; justice; bonne conduite [1.8] | |
Synonyms | hamarinana | |
Proverbs | Proverbs containing the word fahamarinana | |
Anagrams | fahamanirana, fahamarinana, fahamiranana, fanamarihana |
Updated on 2023/01/20 |