|
|
|
|

Entry1  olo-marina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] olona tsara toetra, indrindra eo amin' ny fanaovana ny marina sy ny hitsiny
Examples  4  [2.895] Voahirana, hoy i Dolfa, mifona aminao aho, hay olomarina i Fandrava, ary rainao izy
Elementary words  5  olona, marina
Proverbs  6  Proverbs containing the word olo-marina

Updated on 2024/12/07