Entry (1/2) | 1 mitady |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manao izay hahitana, mikaroka, mizaha: Mitady ny very. / Mitady raharaha izy fa tsy mahita Maniry: Tsy misy mitady ny ho mahantra akory fa matetika manao izay ho vita ihany saingy tsy ambinina |
Explanations in English |
4 [1.7] to seek, to look for |
Explanations in French |
5 [1.8] chercher |
Examples |
6 [2.470#] Eny, mitady izany izy, mikaroka izany. 7 [2.4#] Ny ahy hadalana mitady hanina, hoy aho. |
Root | 8 tady |
Morphology |
|
Synonyms | 13 mangirika, miharana, mikaroka, mikatsaka, mizaha |
Compound words |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word mitady |
Entry (2/2) | 24 mitady |
Part of speech | 25 adjective |
Explanations in Malagasy |
26 [1.1] vita tady |
Explanations in English |
27 [1.2] twisted |
Root | 28 tady |
Anagrams | 29 aditim, dimaty, ditiam, madity, mitady |
Updated on 2025/02/12 |
![]() |