Entry | 1 tsipilavaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Vato fisapisaka boribory atsipin' ny ankizy mba hiditra amin' ny lavaka na amin' ny faritra iray ka izay mahatafiditra no mahazo ny loka |
Examples |
4 [2.332#] Tapitra tafavoaka izahay ary efa niomana ny hanao kanety, na raboka, na tapimaso, na tsipilavaka. |
Vocabulary |
5 Game |
Elementary words | 6 tsipy, lavaka |
Synonyms | 7 antsipilavaka |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |