Entry | 1 lavabary |
Elementary words | 2 lavaka, vary |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Bezanozano]
sompitra |
Explanations in English |
5 [1.2][lava-bary] a rice-pit. In Imerina rice is usually stored in circular pits 8 to 10 ft. deep 6 [1.7] a pit for storing rice |
Explanations in French |
7 [1.3][lava-bary] trou creusé dans la terre pour y conserver le riz 8 [1.8] fosse dans la terre pour conserver le riz; grenier 9 [1.196] silo souterrain pour le riz |
Examples |
10 [1.381#] Ny Asabotsy dia fanaovana lavabary ary mahery vintana. 11 [2.59#] Ary teo amoron-dalana nisy lavabary, tsy misy vary intsony, sady tsy nirakotra. 12 [2.587#] Akory ny hagagany fa raha vao navadika ny vato dia inty lavaka jobo vava tahaka ny lavabary no tao! |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |