Entry | 1 lavabato |
Elementary words | 2 lavaka, vato |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in English |
4 [1.2] (lava-bato) a cave in a rock or in rocky ground 5 [1.7] a cave in the rock |
Explanations in French |
6 [1.8] caverne dans la roche |
Examples |
7 Nidina tany anaty lavabato izy ary nihazona hatrany ilay vahitady. [1.508#] 8 Dia tao Anosin-dRadama, izay nisy lavabato lehibe nieren' ny fahavalo. [1.437#] |
Article |
9 Randzavola: lavabato ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2024/12/07 |