|
|
|
|

Entry1  lava-piringa
Elementary words  2  lavaka, firinga
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] lavaka anangonana ny firinga mba tsy hielezany eran' ny toerana manodidina
Explanations in French  5  [1.13] cabinet d'aisances
Examples  6  Mampiasà lavapiringa, arovy ny toerana fakana rano fisotro, ary araho ireo torolalana mikasika ny fahadiovana. [2.424#]
Synonyms  7  gabone, kivohy

Updated on 2024/12/10