Entry (1/3) | 1 firinga |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fivalanana, tay, diky 4 Garaba [1.1] |
Explanations in English |
5 a dunghill, a heap of rubbish. Foringa is used in the provinces. Used often in personal names, as Rafiringa, Rainifiringa. [1.2] 6 garbage [1.7] |
Explanations in French |
7 rebut, ordures [1.8] |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 12 firinga |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 kisolosolo [Taimoro]
[1.78] 15 kisolasola amin'ny havoana [Taisaka] [1.78] 16 tsy marin-toerana, mitongilana [Bara] [1.78] 17 fidinana (lalana); kisolosolo: Osy miteraka am-piringa ka tsy iengana ny raha fanao (osy niteraka an-tany kisolosolo ka tsy avela ny zava-panao) [Tanala] [1.78] 18 tany misolampy [Tanosy] [1.78] |
Explanations in French |
19 pente d'un chemin, d'une colline [Taisaka]
[1.82] |
Entry (3/3) | 20 firinga |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in Malagasy |
22 lelo [Bezanozano]
[1.78] |
Updated on 2023/09/09 |