Entry (1/2) | 1 zohy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Lavaka na lozoka mandady fa tsy mitsatoka midina: Niery tany anaty zohy ireo mpandositra [1.1] |
Explanations in English |
4 a cave, a cavern [1.7] |
Explanations in French |
5 cave, tunnel, souterrain [1.3] 6 caverne, grotte [1.8, 1.13] 7 galerie [1.13] |
Examples |
8 Niditra ny zohy indray aho hatory. [2.643#] 9 Teo am-bava-zohy, dia nofatorany koa ny tongony; [2.357#] |
Synonyms | 10 zoma |
Compound words |
|
Article |
12 Randzavola: zohy ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 13 zohy |
Part of speech | 14 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
20 Fanarahana avy eo aoriana 21 Fandehanana manjokozoko ohatra ny antidahy 22 Famelana handeha aloha [1.1] |
Anagrams | 23 hozy, zohy |
Updated on 2024/09/08 |