Entry |
manjohy
(zohy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manaraka, momba: Nanjohy an-drainy tamin' izay rehetra nalehany izy Manenjika: Lasa nanjohy papelika Ibalita Manjoko: Manjohy izaitsizy io antidahy io [1.1]
|
Explanations in English | To follow; to pursue;
to investigate [1.7]
|
Explanations in French | Suivre; poursuivre [1.8]
|
Examples | Nifanaraka nanao valala manjohy izy teny am-pandehanana, ny filohan' ny toby no nitarika.
[2.472]
|
Morphology |
Present : |
manjohy |
Past : |
nanjohy |
Future : |
hanjohy |
Imperative : |
manjohia |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|