Entry | 1 zohina |
Root | 2 zohy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Arahina: Loza fazohin' Ikoto i rainy na aiza na aiza alehany 5 Enjehina: Nozohin' ny mpiambina ilay mpangalatra ka azony 6 Hatonina, jokoina: Zohio moramora io papelika io sao lasa [1.1] |
Explanations in English |
7 to be followed, as a line in reading; to be investigated [1.7] |
Explanations in French |
8 qu'on suit, comme la ligne en lisant; qu'on poursuit [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word zohina |
Anagrams | 14 hazoni, hazony, hiozan, hozany, nihazo, nizaho, zohina |
Updated on 2023/01/20 |