|
|
|
|

Entry (1/3)1  zoma
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zohy, lava-bato
Explanations in English  4  [1.2] [Provincial] for zohy
Synonyms  5  zohy

Entry (2/3)6  zo
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Andro fahenina amin'ny herinandro, manarakaraka ny Alakamisy ary mialoha ny Asabotsy. Teo amin'ny Ntaolo malagasy, dia andro mainty fandevenana toy ny Alatsinainy ny Zomà; natao fitenenana ny hoe: "Zomà manantena" ary koa ny hoe "Tsy mahandry andro Zomà" satria tsy momba ny soa, tsy momba ny ratsy. "Tsy mahandry andro zomà": enti-milaza ny olona maika loatra alohan'ny fotoana
Explanations in English  9  [1.2, 1.7] Friday
Explanations in French  10  [1.3, 1.6, 1.8, 1.9] Vendredi
11  [1.14] (ar.) vendredi. Var. le plus usuel joma
Explanations in Italian  12  [1.18] venerdi
Explanations in German  13  [1.56] Freitag. -- Du siehst ja, dass ich am Freitag und am Samstag der vergangenen Woche nicht einmal mehr Geld für etwas zum Essen hatte.
Examples  14  Nampanantena ny mbola hitondra an-janany any Rainitoandro indray zoma any, fotoana tsy dia voafetra loatra. [2.470]
Vocabulary  15  Time
Other spellings  16  ajoma
Toponyms 
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Proverbs  27  Proverbs containing the word zomà
Tables and plates  28  Measure of Time

Entry (3/3)29  Zo
Part of speech  30  name (toponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  31  [1.1] Anaran'ny tanàna anaovana tsena amin'io andro io
Explanations in English  32  [1.2] The place of holding Friday's market [Swa. juma; Ar. El-dsùm'a, congregation day.]
33  [1.7] The Friday market-place
Explanations in French  34  [1.3] Noms des marchés qui se tiennent le vendredi, comme celui de Tananarive
35  [1.8] Marché de vendredi; place de marché (vendredi)
Vocabulary  36  Geography: towns
Quotes  37  Texts mentioning Zomà
Illustrations 
38 

Anagrams  39  azom, mazò, moza, ozam, ZOAM, Zomà, zomà, zoma

Updated on 2024/10/30