Entry (1/2) | 1 asabotsy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 (Arabo es-sabt): ny andro fahafito ao amin'ny herinandro, manaraka ny Zoma, ary alohan'ny Alahady [1.10] 4 Andro fahafito sady farany amin'ny herinandro. Araka ny finoan'ny Ntaolo, ny asabotsy dia andro mibontsina: fitomaniana ny maty, fanaovana ny famoizana sy afana. [1.1] |
Explanations in English |
5 Saturday [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
6 samedi [1.3, 1.8] 7 (var. sabotsy) Samedi [1.5] |
Explanations in Italian |
8 sabato [1.18] |
Explanations in German |
9 Samstag. -- Das erste Spiel gibt es am Samstag nach der Sommerpause. Asabotsy tsy fiasana: ein arbeitsfreier Samstag. Synonym: Sonnabend [1.56] |
Examples |
10 Dia mangiana ny alin' ny asabotsy mifoha alahady. [2.470] 11 Indray asabotsy hariva, mba tsy nidina tany an-tsaha izahay. [2.472] |
Vocabulary |
12 Time |
Other spellings | 13 sabotsy |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word asabotsy |
Tables and plates |
24 Measure of Time |
Entry (2/2) | 25 Asabotsy |
Part of speech | 26 name (toponym) [Full list] |
Explanations in English |
27 the place of holding Saturday's market. [1.2] |
Explanations in French |
28 Nom des marchés qui se tiennent en ce jour. [1.3] 29 Le marché du samedi [1.5] |
Examples |
30 ao Amparihy ao Ambohimanga, sy eo Ambatondrazaka ao atsimo n' Ambohimanga, sy eo Anosibe ao atsimo n' Ambohimanga, sy eo Ambatomasina ao andrefan' Anosy eo avaratra asabotsy, ary eo Andranomboahangy eo andrefan' Ankadimbahoaka, ary Andranomiry eo avaratr' Alasora, sy eny Farihy andrefan' Alasora. [2.48] |
Vocabulary |
31 Geography: towns |
Anagrams | 32 asabotsy, Asabotsy |
Updated on 2024/10/30 |