|
|
|
|

Entry1  herinandro
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fe-potoana misy andro fito voafetran' ny kalandrie: Ny alahady no andro voalohany amin' ny herinandro araka ny kalandrie vazaha
Fahelam-potoana misy andro fito: Ho vitanao herinandro ve io asa io?
Explanations in English  4  [1.7] a week
Explanations in French  5  [1.8] une semaine
Examples  6  [2.5#] herinandro ihany aho, dia tafaverina.
7  [2.4#] Andro andrandraina amin' ny herinandro.
8  [1.508#] Efa herinandro mahery izay no lasa izy.
9  [2.69#] Dia nandeha lalana herinandro izy miandevo;
Vocabulary  10  Time
Elementary words  11  herina, andro
Compound words 
Hyponyms 
Proverbs  23  Proverbs containing the word herinandro

Updated on 2024/12/07