|
|
|
|

Entry (1/2)1  alahady
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] andro voalohany amin'ny herinandro; tamin'ny Ntaolo, andro mahery ny alahady ka raha tsy folakandro, tsy azo atao ny mandevina raha misy maty fandrao mahafolaka an-dantony, fa zokinandro ny alahady.
Explanations in English  4  [1.2] Sunday, the first day of the Malagasy week. [Ar. Al-ahada - First.]
5  [1.7] Sunday
Explanations in French  6  [1.3] le dimanche
7  [1.8, 1.5, 1.9] dimanche
Explanations in Italian  8  [1.18] domenica
Explanations in German  9  [1.56] Sonntag: Alahady fialantsasatra (Ein erholsamer Sonntag)
Examples  10  Koa tamin'io alahady maraina io dia nahita an-dRandrianaivo tao an-tokotaniny izy. [2.324]
11  Dia mangiana ny alin' ny asabotsy mifoha alahady. [2.470]
Vocabulary  12  Time
Compound words 
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Proverbs  25  Proverbs containing the word alahady
Tables and plates  26  Measure of Time

Entry (2/2)27  Alahady
Part of speech  28  name (toponym) [Full list]
Explanations in English  29  [1.2] the name of the places where the markets were formerly held on that day.
Explanations in French  30  [1.3] jadis, nom des marchés tenus le dimanche.
Vocabulary  31  Geography: towns

Anagrams  32  alahady, Alahady, hadalai, hiadala

Updated on 2024/10/30