|
|
|
|

Entry (1/2)1  sabotsy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  (na Asabotsy, izay marimarina kokoa) Andro fahenina amin'ny herinandro, manaraka ny zomà ary mialoha ny alahady; andro fahatelo kosa izy teo amin'ny ntaolo malagasy [1.1]
Explanations in English  4  Same as asabotsy [1.2]
Explanations in French  5  Samedi [1.5]
6  Samedi [ar.: as-sabt, samedi] [Tanala] [1.6]
Examples  7  Izao no maty tamin' ny andro sabotsy. [2.48]
8  Tonga nanao asa maimaim-poana izy, isaky ny sabotsy sy alahady. [1.369#]
Vocabulary  9  Time
Other spellings  10  asabotsy
Toponyms 
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Tables and plates  22  Measure of Time

Entry (2/2)23  Sabotsy
Elementary words  24  sabotsy
Part of speech  25  name (toponym) [Full list]
Vocabulary  26  Geography: towns

Anagrams  27  Sabotsy, sabotsy

Updated on 2024/10/30