|
|
|
|

Entry1  kristianina alahady fa mangalatra akoho alatsinainy
Elementary words  2  kristianina, alahady, mangalatra, akoho, alatsinainy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny olona mpihatsaravelatsihy izay miseho ho mpivavaka ivelany fotsiny nefa ny toetrany tsy manjary

Updated on 2024/12/07