Entry | 1 herina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fiverenana amin' izay nialana (enti-milaza indrindra fotoana ary mazàna tafiditra amin' ny anaranateny akambana): Tongava amin' ny herin' ny alatsinainy 4 Herinandro, herintaona [1.1] |
Explanations in English |
5 a turn, a return [1.7] |
Explanations in French |
6 retour à [1.20] 7 demi-tour, retour [1.8] |
Derivatives |
|
Analogs | 13 herinandro, herintaona |
Compound words |
|
Anagrams | 16 aherin, hanery, hareni, henari, herain, herany, herina, hieran, irehan, naheri, nahery, narehi, nireha |
Updated on 2020/07/31 |