Entry | herintaona | ||||||
Elementary words | herina ; taona | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Fotoana ihodinan' ny tany manodidina ny masoandro, izany hoe 365 andro sy 4 ora na ampahefatry ny andro iray Elanelam-potoana misy andro 365 manomboka ny 1 Janoary ka miafara ny 31 Desambra, mitovy amin' ny taona ihany: Hianatra any Andafy, hono, izy amin' ny herintaona [1.1] | ||||||
Explanations in English | A year [1.7] | ||||||
Explanations in French | Un an [1.3] | ||||||
Une année [1.8] | |||||||
Examples |
| ||||||
Vocabulary | Time | ||||||
Compound words |
| ||||||
Proverbs | Proverbs containing the word herintaona | ||||||
Anagrams | aninteraho, herintaona |
Updated on 2023/10/12 |