|
|
|
|

Entry1  lehilahy tsy boka herintaona
Elementary words  2  lehilahy, tsy, boka, herintaona
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza fa na inona na inona manjò, ny lehilahy afaka hiarina ihany noho ny herimpony [1.1]

Updated on 2023/10/12