|
|
|
|

Entry1  lehilahy
Elementary words  2  lehy, lahy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Teny ilazana ny lahy amin' ny karazan' olombelona, mifanohitra amin' ny vehivavy: Teo aloha nandoa karatra daholo ny lehilahy feno iraika amby roapolo taona
Olona manankerimpo, mijoro amin' ny heviny, mahavita zavatra: Izany ka lehilahy!
Sakaiza na vady lahy: Lasa niaraka amin' ny lehilahiny any izy
Explanations in English  5  [1.7] a man
Explanations in French  6  [1.8] homme (mâle)
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word lehilahy

Updated on 2025/01/21