|
|
|
|

Index

Proverbs : herintaona

Proverb 1Ampanga diso an' Andringitra : herintaona ngarangidina ka tovon-tanana ihany. [2.558]
Ampanga diso an’ Andringitra: herintao-ngarangidina, ka tovo-tanana ihany. [2.653]

Proverb 2Andevolahy mamono tompo mangina : voky hena indray alina, fa hiongo-belona herintaona. [2.415 #512, 2.653]
Andevolahy mamosavy tompo : voky hena indray alina, fa hiongo-belona herintaona. [2.653, 2.415]
Andevolahy namosavy tompo: hena indray manokona ka tapa-taona niongo-bolo ihany. [2.165 #2311]
French translationEsclave qui jette un sort à son maître pour le faire mourir, ou bien le tue en cachette : il sera repu de viande une nuit, mais il lui faudra faire le deuil pendant toute une année. [2.415 #512]
French interpretationPour une satisfaction d' un moment, il ne faut pas s'exposer à une longue peine. [2.415 #512]

Proverb 3Aza midera vinanto iray volana. [2.558 #737]
Tsy midera vady herintaona, na mandoka ny vinanto roa volana. [2.558 #4696]

Proverb 4Ny ondrindrano herintaona mihodidina, ka famaky kely iray ihany no azony. [2.653]
Ny ondrindrano : herintaona mihodidina ka famaky kely izay ihany no azo. [2.558 #3199]

Index